Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Febroary, 2016
Sary Iray, Teny Arivo Mahalaza An'i Afrika Atsimo Post-Apartheid
Mampiteny ny sary ny Afrikana Tatsimo, fa hita ao ilay olona iray malaza mampiady hevitra amin'ny onjampeo miaraka amin'ny mpisolovavany, mandeha eo akaikin'ny lehilahy iray tahaka ny mihady fako, ahitana indray mihelatra ny hantsan'ny fidirambola mihalalina mamparary ny fireneny.