Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Marsa, 2017
Tsy Tian'ny Afrikana Tatsimo ny Hikitihan'ny Fanjakana ny Media Sosialy
Nilaza ny Minisi-panjakana misahana ny Fiarovana ao Afrika Atsimo, David Mahlobo, fa mihevitra ny handrindra ny media sosialy ny fanjakàna mba hanoherana ireo fitantaràna diso sy fiparitahan'ny faikam-baovao ny governemantany.
Nanapa-kevitra Ny Tsy Hiafina Intsony Ny Tovovavy Afrikana Tatsimo Iray Mitondra Ny Tsimok'Aretina VIH
Nidera an'i Saidy Brown, vehivavy Afrikana Tatsimo 22 taona, ireo mpisera aterineto manerana izao tontolo izao , izay nampiasa ny Twitter tamin'ny volana lasa mba amoahany fa mitondra ny tsimok'aretina VIH izy.
Nizara ireo Finoana Mahatsikaiky Nandritra Ny Fahazazany Ireo Afrikana Tatsimo
"Raha misy olona mandingana anao eo ambony tongony, dia tsy mitombo halavana ianao raha tsy miverina manala ny dingana nataony izy "