Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Novambra, 2016
Hitaro Ny Fahalalanao YouTube Amin'ireto Afrikana Nandresy Tamin'ny Famoronana Lahatsary An-tserasera Ireto
Fantaro ireo mpandresy tamin'ny fanokafana ny fanomezan-doka YouTube Afrika Atsimon'i Sahara ahitanao sarimiaina, mpantsehatra enin-taona, hira sy dihy sns...
Vao 7 Taona, Namoaka ny Bokiny Voalohany Ilay Ankizivavy Afrikana Tatsimo Michelle Nkamankeng
Ny "Miandry onja" dia milaza ny tantaran'ny zazavavy miala sasatra miaraka amin'ny ray aman-dreniny any amoron-dranomasina. Boky voalohany amin'ireo andiany efatra ny boky.
Mitolona Hiarovana Ny Toerany Ara- Politika I Zuma Filohan'i Afrika Atsimo Taorian'ny Tatitra Fanaovan-Kolikoly
"Raha mbola filoha i Zuma aorian'ity sedra mafy ity dia vazivazy tsy misy tsilon'ny demaokrasia ara-dalàm-panorenana isika ", hoy ny mpisera iray ao amin'ny Twitter any Afrika Atsimo.
Free Basics, Tetikasan'ny Facebook Amin'ny Aterineto Maimaim-poana, Ary Efa Misy Ao Amin'ny Firenena Miisa 47
Ny Free Basics dia vokatry ny fiarahamiasa teo amin'ny Facebook sy ny orinasan'ny teknolojia finday izay hahafahana miditra aterineto maimaim-poana saingy voafetra.