Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Marsa, 2008
Tontolo iainana : Fomba fanomanana masombolina baomba
Rory no manapariaka ao amin'ny blaogy Carbon Copy, izay hevitra novakiany tamin'ny boky The Guerilla Art Kit nosoratan'i Keri Smith, momba izay fomba fanao hanomanana masombolina baomba izay azo afafy tsara amin'ny : …vacant lots,...
Afrika Atsimo : Horonan-tsary tao Free State mivoy fanavakavaham-bolon-koditra
Nafanafana indray nandritra ny folo andro ny fanoherana ny habibiana sy ny fanavakavaham-bolon-koditra ao Afrika Atsimo. Horonan-tsarimihetsika iray mivoy fanavakavaham-bolon-koditra novokarin'ny mpianatra 4 avy ao amin'ny Free State University, maneho...
Afrika Atsimo : Ho fanohanana ny fametrahana ny “fanampian-tosika ara-bolo-koditra”
Tohanan'i Na'eem ny “fanampian-tosika ara-bolo-koditra” izay kasaina apetraka any Afrika Atsimo : Anyone who believes that such “race-based” organising has no place in the “new South Africa” either has no clue,...
Afrika Atsimo : Hadalana Iray Indray Nataon’i Manto
Miteraka resa-be indray ny Minisitry ny Fahasalamana ao Afrika Atsimo, Ramatoa Manto Tshabalala-Msimang, izay efa nolazain’ny lahatsoratra taloha fa main’ny afo noho ireo hevitra lomoriny … Tamin’ity indray mitoraka ity...
Tontolo iainana : « Ireo tanàna maloto »
Carbon Copy no mizara zava-misy mikasika ireo tanàna maloto … In South Africa, Johannesburg has vehicle emissions, dust from mine dumps and untarred roads, and excessive burning of coal especially...