· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Aogositra, 2017

KarmaTube: Mampiroborobo Ny Fanovana Amin'ny Alalan'ny Fizarana Lahatsary/KarmaTube : Promouvoir le changement par le partage de vidéos

KarmaTube dia sehatra fifampizaràna lahatsary antserasera mba handefasana lahatsary fohy sy ny antony [ araka ny nofaritan'izy ireo] ao amin'ny Habaka. Manolotra anareo ny Skateistan avy any Afghanistan izahay , ny Seeds of Light avy any Afrika Atsimo, ary ny Barrios de Paz avy any Ekoadaoro amin'ny alàlan'ny KarmaTube.

13 Aogositra 2017