Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Mey, 2008
Nanjaka ny herisetra tao Afrika Atsimo
Na dia efa lasa andro maromaro aza izay ny nampafana ity raharaha ity dia tsara ihany araka ny fiheverako azy ny mamoaka azy etoana. Nanetsiketsika fatratra ny haino aman-jery ary mazava loatra ny… bolongana ihany koa ny ny herisetra faratampony mianjady amin’ny vahiny any Afrika atsimo. Mpibolongana vitsivitsy ary no lasa saina rah amarina tokoa ny filazan’ny governemanta ireny herisetra ireny ho « fankahalana vahiny » (xenophobe, ary misy ny mitsikera ny haino fampahalalam-baovao ho mampirona loatra ity toe-draharaha ity any amin’izay antony nahatonga ny herisetra.
Afrika Atsimo : Iza no homen-tsiny amin'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra ?
Oluniyi David Ajao dia mihevitra fa ny governemanta no tompon'andraikitra voalohany amin'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo : No one hates foreigners like South Africans do....
Zimbaboe/Afrika Atsimo : Mijoroà hoan'i Zimbaboe
Sokwanele no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe ireo andian-tsary nalaina nandritra ny filaharana natao mba hanohanana an'i Zimbaboe, izay notanterahina tany Pretoria, any Afrika Atsimo : These images were...
Afrika Atsimo : Fametrahana an-tsaritany ireo toerana izay nisehoan'ny herisetra
Black Looks no manapariaka ny fametrahana an-tsaritany ho indray mijery ireo toerana izay nisehoan'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo : The Ushahidi engine is being used...
Nizeria/Afrika Atsimo : Nizeria miatrika an'i Afrika Atsimo
Nanjaboy avy any Nizeria, no mizara izay fomba fijeriny ny izao krizy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo izao : Lest we have forgotten, Nigerians economy now harbors the...
Ny feo manaiky fankahalana vahiny
“Ireo mpanao politika malaza nigoka ny fiarovan'ny vahoaka mozambikana ary efa lasa mpitarika na mpandraharaha amin'izao fotoana izao, nahoana moa izy ireo no tsy manandratra ny feony hiaro ny Mozambikana...
Afrika Atsimo: inona ny dikan'ny teny hoe makwerekwere?
Soritsoritan'i Khanya ny niandohan'ny voambolana hoe “makwerekwere,” tenin-jatovo ho an'ny vahiny any Afrika Atsimo: Mpamaham-bolongana roa liana amin'ny teny sy fiteny ny mitady ny dika sy nipoiran'ny teny hoe “makwerekwere”....
Afrika Atsimo : Inona no azon'ny mpiblaogy atao mikasika izao krizy fankahalana vahiny izao ?
Mihevitra i Stii fa mahavita zavatra hanoherana izao krizy fankahalana vahiny any Afrika Atsimo izao ireo mpiblaogy raha manao : My idea is to have like a trust fund, NGO...
Afrika Atsimo : Ry mpiblaogy, andeha hiara-mientana !
Miantso ireo namany mpiblaogy fotsy hoditra any Afrika Atsimo i Mike Stopforth hiara-mientana hanoherana ireo fanafihana mahery vaika izay sedrain'ireo vahiny mpiavy any Afrika Atsimo : It’s on that note...
Afrika Atsimo : Vonona hiatrika ny 2010 ve i Afrika Atsimo, izay mankahala mpiavy ?
“Vonona hiatrika ny 2010 ve i Afrika Atsimo, izay mankahala mpiavy ?“, hoy i Bomseh, mpitoraka blaogy avy any Kenya – monina ao Afrika Atsimo. “Manaitra ary toa tsy mampino...