Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Aogositra, 2012
Afrika Atsimo: Mankalaza Ny Medaly Volamena Voalohany Tao Anatin'ny 8 Taona Ny Mpiserasera Amin'ny Aterineto
Fankasitrahana no azon'ilay mpilomano Afrikana Tatsimo Cameron van der Burgh izay nandrombaka ny medaly volamena voalohany ho an'i Afrika Atsimo taorian'ny faharesen'ny firenena nahamenatra tamin'ny Lalao Olympika 2008 tany Beijing. Azony ny medaly volamena tamin'ny Alahady rehefa nandresy tamin'ny 100m savarano (brasse) sy nanamontsana ny zava-bita tsara indrindra eran-tany ho 58.46 segondra izy. Izy ihany koa no mpilomano Afrikana Tatsimo lehilahy voalohany nahazo medaly volamena.
Afrika: Lalao Olaimpika 2012 Londres – Ho Avy Izahay!
Tamin'ny faha-17 andro sisa tsy hahatongavan'ny lalao Olaimpika 2012 ka hiaina indray ny fientanentanana eo amin'ny lafiny fanatanjahatena ampiantranoan'ny Londres ity – Fanindroany no nandraisany izany teo amin'ny tantara maoderin'izy...