Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Oktobra, 2007
Afrika Atsimo : Tafatafa tamin'ny mpanao haiendrika hoan'ny WordPress
Ny mpiblaogy Nick dia nitafatafa tamin'ny mpanao haiendrika [designer] hoan'ny WordPress : « I recently decided that I need to do more interviews with great people in SA. The first...
Afrika Atsimo : Afrikana Tatsimo lany ho mpilalao baolina lavalava mendrika indrindra
Ny mpiblaogy Nich Harambous dia velon-dera ny mpilalao baolina lavalava Bryan Habana izay lany ho mpilalao baolina lavalava mendrika indrindra : « The man is pure brilliance. He equalled Jona...
Afrika Atsimo : Hevitra tsara ve ny e-varotra ?
Ny mpiblaogy Ramon Thomas dia matoky fa misy fanantenana ny hoavin'ny e-varotra any Afrika Atsimo : « And even through less than 10% of South Africans have Internet access that...
Blog Action Day: Feon'i Afrika sy ny diaspaora
Anio dia lohahevitra tokana no hobanjinin’ny mpibilaogy maro dia ny tontolo iainana. Nandray anjara betsaka tamin’ny alalan’ny endrika sy fomba fanoratra samihafa ireo mpibilaogy avy eto Afrika sy avy any...
Afrika Atsimo : Ny Anglisy no tanjona manaraka !
Taorian'ny fandresen'i Afrika Atsimo an'i Arzantina tamin'ny lalao manasa-dàlana ho amin'ny fiadiana ny ho tompon-daka eran-tanin'ny taranja baolina lavalava [rugby] dia nanambara ny mpiblaogy Lux Mantambo: « tsy tena nahafa-po,...
Resaka tontolo iainana amin'ny blaogy tamin'ity herinandro ity
Jirom-pamoivoizana intelo miova mandeha amin'ny herin'ny masoandro any Capetown, haitaon-trano manara-penitra sy manaja ny tontolo iaianana any Akra, any Ghana, fanontaniana mipetraka amin’ ireo orinasa milaza azy ho « maitso...
Hisy e-varotra ve eto Afrika?
Nahaliana ny adi-hevitra momba ny ho avin’ny e-varotra eto Afrika tamin’iny herinandro lasa iny. Natomboky Oluniyi David Ajao tamin’ny lazan’ny e-gold (vola an-tsoratra manana sandam-bolamena) ao Nigéria ny resaka. Mety...