Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Avrily, 2015
Ny Finday Raitra Voalohany Vita Afrikana
Finday avo lenta (smartphone) vita ao Afrika mitovy toetra amin'ireo marika lehibe iraisampirenena, namboarina manokana hoan'ny tsena ao an-toerana.
Tsy Azo Idiran'ny Afrikana Hafa ve i Afrika Atsimo ?
Niaina fanafihana nateraky ny fankahalàna vahiny i Afrika Atsimo, nahitàna daroka, famonoana ary fandoroana sy fandrobàna toerana fivarotana an'ireo vahiny. Olona dimy no maty, ka ankizilahy 14 taona ny iray.