Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Oktobra, 2023
Fanentanana efatra hanairana ny saina momba ny fahasalaman'ny saina, tarihan'olom-pirenena ao Afrika sy India
Araka ny tatitra 2021 avy amin'ny Fikambanana Erantany misahana ny Fahasalamana, ampahefatry ny olona no tratry ny fikorontanana ara-tsaina na any amin'ny atidoha mandritra ny vanimpotoana iray eo amin'ny fiainany