Tantara mikasika ny Afrika Atsimo tamin'ny Novambra, 2013
Afaka Miaina Fahantràna’ Anaty Sarintsarin-tanàna Mahantra Ao Afrika Atsimo Ireo Mpanankarena Mpizaha tany
82 dolara Amerika monja dia afaka "miaina" fahantràna anaty sarintsarin-tanàna mahantra iray ao Afrika Atsimo ianao, ny hany tokana eto an-tany manana fanafanàna voaleviana ao ambanin'ny tany sy fampiasàna aterineto tsy misy tariby