Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Avrily, 2024
Ny lova navelan'ny Hetsika Tanamasoandro: Politikan'ny antoko telo misandratra ao Taiwan
"...tsy misy hery mampiray ao Taiwan izay maneho ny soatoavina ateraky ny Hetsika Tanamasoandro, ka ny DPP sy ny TPP vao misondrotra ihany no azon'ny olona fidiana."