Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2010

Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Avrily, 2010

Taiwan: Angatahan'ny polisy ny IP an'ireo mpampiasa ny Plurk [na ‘Plurkers’]

Plurk dia lafika iray fitorahana blaogy kiritika isan'ny malaza ao Taiwan. Vao haingana, ny 29 MArtsa 2010, Alvin Woon, iray amin'ireo namorona azy dia nandefa ‘plurk’ iray [avy amin'ny mpandika: angamba fomba iray ilazana ny ‘hafatra’ io teny io], nilazany ny naharaisany taratasy avy amin'ny polisy mangataka ny IP an'ny...