Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Jona, 2017
‘Afaka Manambady Ihany Izahay!': Firenena Aziatika Voalohany Nankasitraka Ny Fanambadian'ny Pelaka i Taiwan
Namoaka didy ny fitsarana ambony ao Taiwan tamin'ny 24 May 2017 fa tsy mifanaraka amin'ny lalàmpanorenana ny lalàna amin'izao fotoana izao izay mandràra ny fanambadiana eo amin'ny olon-droa mifankatia mitovy taovam-pananahana.