Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Marsa, 2018
Taiwan: Adihevitra Momba Ny Volavolan-Dalàna Ataon'ny NCC
Toherinay ny famelàna ireo mpampiasa vola avy any ivelany hanana taha ambony (49%) amin'ny petrabola any anatin'ireo orinasanà fandefasana fahitalavitra eto amin'ny firenena....Ao anatin'ilay volavolan-dalàna, ny fandefasam-baovao sy ny fandaharana ho an'ny ankizy ihany no tsy azo andefasana dokambarotra