Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Oktobra, 2016
Taorian'ny Fahafatesan'ilay Pelaka Mpanakanto Malaza, Mitaky Ny Fitovian-jo Amin'ny Mariazy Ny Vondrona LGBT ao Taiwan
"Aza manarama mpivaro-bava ho an'ny "fitovian-jo ho an'ny vondrom-piarahamonina LGBT" fotsiny. Tsy misy dikany ny teny! Raha mbola tsy ampidirina ao anaty lalàna ny fanambadian'ny olona roa mitovy taovam-pananahana, midika tsinontsinona izany!"