· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Desambra, 2018

Global Voices amin'ny Teny Sinoa!

Tamin'ny volana Septambra lasa teo, nanomboka nandika lahatsoratry ny Global Voices amin'ny teny Sinoa ny bilaogera Taiwaney Portnoy - tsy izy rehetra, tsy ho vitan'olona iray izany, fa mitsimpona ary misafidy ireo zavatra noheveriny fa tokony ho fantatry ny tontolo mpiteny Sinoa bebe kokoa izy.

11 Desambra 2018