Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Aogositra, 2009
Taiwan: Potiky ny rivodoza Morakot ny faritra atsimon'i Taiwan
Nandalo tany Taiwan ny rivo-doza Morakot ny 07 aogositra 2009 lasa teo. Nampirisika ny mponina tany amin'ny faritra avaratra hiomana amin'ny fiavian'ny orambe sy ny rivotra mahery ny biraon'ny famantarana...