· Janoary, 2013

Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Janoary, 2013

Taiwan: Fanirian'ny Taona Vaovao Tsy Hisian'ny Nokleary

  07 Janoary 2013

Tena hafakely mihitsy ny fankalazana ny taona vaovao tamin'ity taona ity satria niara-niasa hanolotra firenena iray lavitry ny nokleary ho toa ny firariantsoa iraisan'ny vahoaka Taiwanese ho an'ny taona 2013 [zh] ireo mpihira malaza, mpikatroka mafàna fo mpiaro tontolo iainana sy ireo tanora.