Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Novambra, 2021
Taiwan: Takian'ireo niharan'ny lahatsary vetaveta nampiasàna “deepfake”ny hisian'ny lalàna vaovao manohitra ny herisetra ara-nofo any anaty habaky ny aterineto
Nisarika ny sain'ny daholobe hisaina momba ny heloka bevava mifamatotra amin'ny AI (faharanitantsaina voatrolombelona) ny nisamboran'i Taiwan tsy ela akory izay an'ilay YouTuber malaza, Xiao Yu, Zhu Yuchen, noho ny filazana azy ho nivarotra lahatsary vetaveta