Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Desambra, 2011
Shina: Manara-maso Ny Fifidianana Ho Filoha Hatao Amin'ny 2012
Ny fahalinan'ireo Shinoa mpiondana aterineto tamin'ny andiany voalohany amin'ireo adihevitra telo tamin'ny faran'ny herinandro izay mitondra mankamin'ny fifidianana ho filoham-pirenena ao Taiwan amin'ny volana ambony dia manolotra hevitra ny amin'ny tokony hifantohan'ny saina misimisy kokoa amin'ity fihodinana ity mihoatra noho izay natao tamin'ny fifidianana tamin'ny 2008, sy hitarina ihany koa...
Ho An'ireo Shinoa Mpiondana Aterineto, ny SOPA Dia Rindrimbe Iray Hafa Indray
Niteraka fanehoan-kevitra feno fanalàna azy teo amin'ny tontolon'ny aterineto miteny Shinoa ny momba ny lalàna Stop Online Piracy Act (SOPA), na Fandraràna ny Fijirihana ao amin'ny Aterineto izay andrasana ho entina hofidiana eo amin'ny Antenimiera Amerikana alohan'ny faran'ny taona. Voakinan'ny Amerikana foana ny governemanta Shinoa tamin'ny fanelingelenana ny fivezivezen'ny vaovao...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...