Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Jolay, 2015
Nandritry Ny Eid al-Fitr, Nahazo Fandraisana Tsara Tao Taiwan Ireo Indoneziana Raha Oharina Tamin'ny Taona Maro Lasa
Na dia nisedra olana aza tany aloha tany ny fankalazàna imasom-bahoaka ny Eid al-Fitr nataon'ireo Indoneziana, hain'ny mponin'i Taiwan ny nianatra nanaja io fialantsasatry ny Silamo io ary nanampy ireo namany Indoneziana hakalaza azy.