· Aogositra, 2008

Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Aogositra, 2008

Taiwan: Shina Taipei!

  07 Aogositra 2008

Michael Turton avy ao amin'ny The View from Taiwan (fijery avy aty Taiwan) no namosabosakevitra tanaty adihevitra miresaka momba an'i Taiwan mandritra ny lalao olaimpika any Beijing. Navoitran'ny mpamaham-bolongana ary fa raha efa lefy ny  adihevitra momba ny anarana ho entina, ny asafidianana amin'izao fotoana izao dia eo amin'ny hoe...