Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Mey, 2016
Mitandrina Fatratra Ireo Avy Ao Taiwan Taorian'ny Naninjiran'i Shina Ny Tànany Hatrany Kenya
"Mampivarahontsana ity tranga ity...... Mety horoahana hiverina any Shina izahay rehefa miteny ny governemanta Shinoa fa hoe nohitsakitsahanay ny lalàna Shinoa (na dia tsy nisy lalàna nohitsakitsahanay akory aza tany amin'ilay firenena nalehanay)."