Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Novambra, 2017
Taiwan: Ireo Trano Ovni
Misy trano tsy misy mipetraka ao Green Bay ao amin'ny faritr'i Taipei. Nantsoin'ny olona maro ao amin'io faritra io hoe 'trano ovni' izy ireo noho ny bika aman'endriny izy ireo .
