Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Marsa, 2013

Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Marsa, 2013

10 Marsa 2013

Noho Ny Hetsi-panoherana, Lavin'i Taiwan Ny Fidiran'ilay Mpivahiny Mpanohitra Ny Nokleary

Lehilahy Alemana iray izay nilahatra taminà hetsi-panoherana ny nokleary natao roa taona lasa izay [zh], tao Taiwan, no voatàna tao amin'ny seranampiaramanidina iraisampirenen'i Taiwan sady nolavina ny fahafahany miditra [zh] ao amin'ny firenena, tamin'ny 8 Martsa 2013, andro iray nialoha ny nikarakaran'ireo mpanao hetsi-panoherana hetsika iray goavana hanoherana ny resaka...