Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Febroary, 2020
Tsaho toy ny ahoana ireo niely nandritra ny fifidianana filohampirenena 2020 natao tany Taiwan?
"...zavatra kendren'ny ankamaroan'ireo tsaho ny hampizarazara ny fiarahamonina ao Taiwan. Amin'ny fandonana ny fihetsehampon'ny olona sy ny fanasamantsamahana ny fiarahamonina ho lasa ankolafy politika roa mpifanandrina."