Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Taiwan (ROC) tamin'ny Oktobra, 2017

30 Oktobra 2017

Taïwan : Nopotehina Ireo Trano Miendrika “OVNI”

Nanazava tao anatin'ny lahatsoratra iray tao amin'ny bilaoginy i avant  tamin'ny 3 Jolay 2008 fa harodana ireo trano malaza miendrika ovni ao amin'ny torapasika fitsangatsanganana ao ambanivohitr'i Taipei, ao Taiwan..

Taiwan: Puncar Mampihena Ny Hantsana Nomerika

Mianoka ambaratongam-pandrosoana tsara i Taiwan ary raha ampitahaina amin'ireo faritra hafa amin'izao tontolo izao ilay nosy dia heverina ho manana zo mitovy ihany ny mponina ao aminy. Saingy mbola lalina ny hantsana nomerika misy eo amin'ny tanàndehibe sy ny ambanivohitra.

16 Oktobra 2017

Hong Kong: Ny Fihaonambe Wikimedia Shinoa

Natao tao Hong Kong ny Fihaonambe Wikimedia Shinoa ny faran'ny herinandro lasa teo (26-27 aogositra 2006). Nahitana ny lahateny fototra nataon'i Jimmy Wales, mpanorina sady mpitarika ny Filankevi-pitantanan'ny Orina Mpanasoa Wikimedia ny fihaonambe naharitra roa andro, sy ireo lahavolana sy fivoriana hafa nataon'ireo mpanatrika ny fihaonambe avy any amin'ny faritra