Tantara mikasika ny Korea Atsimo

Korea: Ireo Orinasa Mpampindram-bola sy ny Dokambarotra

  21 Febroary 2018

Sahirana ny media mitatatata momba ny zanabola 66 isanjato isan-taona. Tsy sarotra ny mahatakatra hoe ambony be izany raha toa ka olon-dehibe mahaleo tena. Olondehibe afaka mitsara sy mitondra tena tsy miankina na amin'iza na amin'iza ianao. Aza manome tsiny ny hafa amin'ny tsy fahampian'ny fahaizanao mitsara

SketchPAN:  Ataovy Sary Ny Tontolo Tsy Miteny 

  16 Janoary 2018

(Marihina fa tamin'ny 30 Oktobra 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Ahoana ny fomba hanehoanao hevitra antserasera? Amin'ny teny ve sa amin'ny sary, sa lahatsary sa sary hosodoko? Tsy nihevitra ny fanaovana sary antserasera ny sasany amintsika , kanefa azo atao izany ankehitriny, miaraka amin'ny SketchPAN. Nanomboka tamin'ny volana...

Fifaninanana Youtube Ho An'ny Te-ho Mpanao Gazety

  19 Jolay 2017

Araka ny efa voalaza tamin'ny volana Aogositra, manomboka ny Project : Report [Tetikasa : Tatitra] ao amin'ny YouTube sy ny Foibe Pulitzer , izay fifaninanana ho an'ny te-ho mpanao gazety, ary efa vonona amin'ny toerany avokoa ny fitsipika sy ny torolalana rehetra.

Korea Atsimo : Fanaovana Aterineto Sady Fisotroana Kafe Tsy Tia Reny

  21 Mey 2017

Raha tsara ny rafi-panabeazana, dia mety ho voavaha ny olan'ny fampianarana manokana. Nihatsara ny lentan'ny fampianarana any amin'ny fanjakana saingy andramantsika hatrany ny mitady vahaolana any an-kafa. Fotokevitra iray manana ny lanjany ny fisisihana momba ny hanatsarana ny lentan'ireo mpampianatra.