Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Marsa, 2014
Korea Atsimo: Tsy Maintsy Mametaka “Marika Volafotsy” Amin'ny Fiarany Ireo Saofera Efa Antitra
Tsy maintsy mametraka marika manokana ao aorian'ny fiarany ireo olona efa antitra mba hahafantarana fa olona efa lazondazony no mitondra fiara. Satria nahitam-piakarana ireo lozam-piarakodia nahafatesana olona nahatafiditra ireo olona antitra