Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Desambra, 2014
Afaka Mijery Fahitalavitra Amin'ny Youtube Ny Rehetra Afa-tsy Ny Koreana Tatsimo
Noferan'ireo tambajotram-pahitalavitra Koreana gavana ny fahafahan'ireo mpampiasa aterineto ao amina'ny firenena mba tsy hahita ireo votoaty apetrany ao amin'ny Youtube, saingy afaka mankafy azy ireny kosa ireo olona erantany mpampiasa izany ka manana IP vahiny.