Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Jona, 2017
Somalia: Tsy Fankalaza ny Fanaovana Piraty
Miresaka momba ny piraty an-dranomasina ny bilaogeran-dahatsary samihafa izay mitantara ny tranganà fakana an-keriny nataon'ny piraty Somaliana vao haingana sy ny fomba fiarovan'ny governemanta ny sambo mpitondra entanan'ny Fandaharan'asa Ara-tsakafo Manerantany eny an-dranomasina.