· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Jolay, 2018

Korea: 518, Fandripahana tao Gwangju

  12 Jolay 2018

518 ny tarehimarika. Tarehimarika tsy adinon'ny Koreana. Feno '518' nandritra ny andro maromaro ny bilaogy ho fahatsiarovana ny Fandripahana tao Gwangju (Hetsika Demaokratizasiona tao Gwangju) tamin'ny 18 May 1980.