· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Janoary, 2018

SketchPAN:  Ataovy Sary Ny Tontolo Tsy Miteny 

  16 Janoary 2018

(Marihina fa tamin'ny 30 Oktobra 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Ahoana ny fomba hanehoanao hevitra antserasera? Amin'ny teny ve sa amin'ny sary, sa lahatsary sa sary hosodoko? Tsy nihevitra ny fanaovana sary antserasera ny sasany amintsika , kanefa azo atao izany ankehitriny, miaraka amin'ny SketchPAN. Nanomboka tamin'ny volana...