Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Jona, 2009
Korea Avaratra: Mpanao gazety Amerikana roa voasazy hiasa an-terivozona
Tsy dia mandrisika loatra ireo vaovao avy any Pyongyang. Taorian’ny niampangana azy ireo ho niditra an-tsokosoko tany Korea Avaratra, voasazy hiasa an-terivozona mandritra ny 12 taona ireo mpanao gazety Amerikana...