Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Febroary, 2009
Kore : fitontongan'ny ekonomia, orinasa iza no manam-bintana indrindra ny ho velona
Raha nanantena ny maro amintsika fa hifarana tsy ho ela ny fitontongan'ny ekonomia dia hita fa mbola ady haharitra ela izy ity. Mampihena ny isan'ny mpiasa ny orinasa na mampidina...
Korea: Antony fito hametrapetrahan'ny vehivavy anao
Misy hafatra iray manintona milaza antony fito mahatonga ny lehilahy ho voapetrapetraky ny vehivavy rehefa miresaka fotoana sy manome torolàlana ihany koa ny amin'ny fomba tokony hataonao lehilahy hisorohana an'izay...
Korea: Fiainana tsy an'asa.
Raha nanomboka ny fitotongan'ny toekarena, ny tsy fananana asa dia nanjary iray amin'ireo ambetin-dresaky ny mpikirakira aterineto. Ahoana no iainan'ny olona izany toe-javatra izany? Aspan dia mahita làlana hafa hiatrehana...
Korea: Ny taombaovao an-aterineto sy avy amin'ny onjam-peom-pirenena
Mampientanentana ny olona na aiza na aiza ny fiandrasana ny taona vaovao. Miara-mivory amin'ny toerana iray ny olona mandray ny taona vaovao. Eto Korea dia eny amin'ny tilikambom-pamataranandron'i Bosingak ny...