Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Oktobra, 2007
Korea: Efitra fanovozam-baovao sy fahafahan'ny gazety
Nanapa-kevitra ny hanakatona ny Efitra Fanovozam-baovao ho an’ny Haino aman-jery araka ny efa nolazainy mialoha ny governemanta Koreana Tatsimo ny 12 oktobra lasa teo. Nanohitra izany tamin’ny heriny manontolo ny...
Korea: Raha nihaona ny mpitondran'i Korea Atsimo sy Avaratra
Inona moa ny dikan’ny fihaonana faharoa eo amin’ny mpitondra Koreana Tatsimo sy Tavaratra? Lohahevitra roa no banjinina. Ny voalohany dia ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny Mpiserasera sy ny haino aman-jerim-pirenena....
Kôrea : Mifindra avy any Afghanistàna ny resaka
Tamin'ny Alahady 30 Septambra 2007, dia nohavaozina ho eo amin'ny toerany indray ho pasitora mpitondra fitandremana ao amin'ny fiangonana Saemmul church, ilay pasitora naniraka mpitoriteny antsitram-po Kôreana 23, izay nisy...
Korea: Myanmar sy Korea
Inona no eritreretin’ny Koreana amin’ny toe-draharaha any Myanmar ? Mahaliana fa hitan’ny mpibilaogy ho mifandraika amin’ny tantaran’i Korea ny zavamisy any ary tahaka ny mifamatotra amin-dry zareo ilay firenena..Mampahatsiahy an’ireo mpibilaogy...