Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Febroary, 2014
Sary “Photoshop”n'ilay Mpikorisa An-dranomandry Koreana Atsimo Yuna Kim Voalaza Fa Nangalarana Medaily Volamenan'i Sochi
Mpikorisa an-dranomandry Rosiana Adelina Sotnikova no nahazo ny medaily volamena tamin'ny fifaninanana fikorisana an-dranomandry hoan'ny vehivavy, saingy tsy ny Koreana Atsimo ihany no tsy natoky izany voka-dalaoa izany fa maro
GV Face: Ankoatra ny Gangnam Style – Ny Fanapenam-Bava Sy Ny Mozika Pop Koreana
Nantsoina hoe “fanondranan'entambarotra lehibe indrindra” ao Korea Atsimo. Lahatsary be mpijery indrindra ao amin'ny Youtube ny hira K-pop Gangnam an'ny PSY. Saingy ambadiky ny rendrarendra sy ny karama misavovona, tsy...
Mitady Izay Hoampangaina Tamin'ny Fianjerana Fanorenana Nahafatesan'Olona maro Tao Korea Atsimo
Mpianatry ny kolejy folo no maty ary 105 naratra tamin'ny fianjeran'ny fanorenana iray nandritra ny fotoana fanondroana ny lalam-piofanana tokony atao any amin'ny Oniversite.
Votsotra Tamin'i Korea Atsimo Ilay Kinga Amin'ny Fikorisana Skate Viktor Ahn, Nandrombaka Meday Roa Ho An'i Rosia
Kintan'ny fikorisana an-dranomandry (skate) Viktor Ahn, izay Koreana Tatsimo teo aloha, no nihazakazaka amin'ny maha-mpilalao Rosiana azy anry nandrombaka meday roa nandritra ny Olaimpikan'i Sochi hatreto. Faly tamin'ny fahombiazan'ity kintana notsinontsinoavina ity ny Koreana.