Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Janoary, 2013
Mihatakataka Amin'ilay Mpiantsehatra Mafana Fo Ara-politika Ny Tele Koreana Tatsimo
Nilaza ny mpiantsehatra iray anisan'ny be tabataba indrindra ao Korea Atsimo fa nanafoana ny fisehoany amin'ny fahitalavitra ny orinasam-pifandraisana roa taorian'ny nanohanany miharihary kandidà iray resy tamin'ny fifidianana filoham-pirenena farany teo.