Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Desambra, 2023
Ambany aloky ny lalàna: Ny tontolon'ny fampitam-baovao koreana tatsimo mihapotika mangina
Amin'izao ankatoky ny fifidianana nasionaly izao, fitsapana lehibe amin'ny fanoloran-tenan'ny firenena amin'ny fitsipika demokratika sy ny fahalalahana sivily ny fihenjanan'ny governemanta amin'ny vahoaka tsy mitovy hevitra sy ny fanarahamaso atao amin'ny haino aman-jery.