Tantara mikasika ny Korea Atsimo tamin'ny Mey, 2008
Korea:Ny fitsidihan'ny filoha Koreana an'i Etazonia sy ny mpampita vaovao
Natao tamin’ny Aprily teo tany Washington ny fihaonana an-tampony voalohany teo amin’i Amerika sy Korea Atsimo hatramin’ny nahavitan’ny fifidianana filoham-pirenena koreana. Nisarika ny sain’ireo mponin’ny aterineto ity fitsidihan’ny Filoha Lee...