Tantara mikasika ny efitrano famoahambaovao tamin'ny Jona, 2019
Mpampihorohoro. Mpikomy. Mpitsoa-ponenana tsy ara-dalàna. Inona no fonosin'ny anarana?
Zavatra raisintsika am-pahamatorana be mihitsy ato amin'ny GV ireo anarana sy ireo anaram-petaka.
Inona No Fikan'antitra Atoron'ny Renibenao Hitsaboana An'Ity?
Dite manokana ho an'ny aretin'andoha ve? Mantra ho an'ny andro ratsy? Tianay hasongadina ao anatin'ny lahatsoratra iray ifandrimbonana ireo fanafody izay natolotr'ireo reniben'ny mpandray anjara ato amin'ny GV.
Mety hisy fiantraikany aminao ve ny Brexit ?
Nikaroka fijoroana vavolombelona avy amin'ny vondrom-piarahamonina mpikambana ato amin'ny Global Voices izahay mikasika ny mety ho fiantraikan'ny Brexit aminy.
Iza no tantara tianao indrindra tato amin'ny Global Voices tamin'ny taona 2015?
Misy fomba tsara hafa kokoa hankalazana ny Taom-baovao ankoatra ireo tantara izay atolotry ny vondrom-piarahamonina Global Voices manokana ve?
Teknika Lingua : Efa tonga ny fahafahana manana mpanoratra maro anaty lahatsoratra iray!
Arahaba ry GV! Araka ny nampanantenaiko tao anatin'ny lahatsoratro farany mikasika ireo fanavaozana ato amin'ny Lingua, androany isika dia hanomboka handefa singa miavaka iray vaovao ho an'ny GV manontolo: Ny safidy ahafahana mametraka olona mihoatra ny iray ho mpandray anjara anaty lahatsoratra iray!
Horonantsary toy ny ahoana momba ny faritra misy anao no ho atoronao anay?
Tianay hasongadina ireo sarimihetsika avy any amin'ny faritra misy anareo izay mendrika ny ho fantatra. Ho atao anaty lahatsoratra iray ifandrimbonana ireo valinteny rehetra ary ho avoaka amin'ny pejy fandraisana ato amin'ny Global Voices.