Tantara mikasika ny efitrano famoahambaovao tamin'ny Novambra, 2020
Tafita any amin'ireo mpihaino radio ao Taiwan ny fitantaran'ny GV momba ireo vondrompiarahamonina indizeny
Nifampizara traikefa tamin'i Yanne C mpikambana ato amin'ny vondrompiarahamonina GV ny onjampeo iray ao Taiwan mba hizara ireo tantaran'ny GV momba ny vondrompiarahamonina indizeny erantany.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...