Tantara mikasika ny efitrano famoahambaovao tamin'ny Mey, 2018
Nanao Sonia Fiarahamiasa Miaraka Amin'ny Kodao Productions Ao Filipina ny Global Voices

Nanao sonia fifanarahana amin'ny resaka votoaty tamin'i Kodao Productions, orinasa iray hafa mpampita vaovao ao Filipina, ny Global Voices.