Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Janoary, 2021

Tantara mikasika ny efitrano famoahambaovao tamin'ny Janoary, 2021

Andrana tefiendrika ato amin'ny Global Voices, sy ny karazana “Skinny Post” (Lahatsoratra Manify)

Andrana A/B ho an'ny tefiendrika lahatsoratra vaovao tsy asiana tsanganana 'sidebar' ataon'ny GV. Fantatro ny momba ny dingana arahana, ny fiovàna ketrehina ary hoe inona marina moa ity andrana A/B ity!