Tantara mikasika ny Teny afrikana sy Dizitaly-digiafricanlang tamin'ny Aogositra, 2019
Fantaro i Adaobi Anukwu, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter-n'ny @DigiAfricanLang amin'ny 21-27 Aogositra

Fantaro bebe kokoa ny mikasika an'i Adaobi Anukwu, ilay mpampiantranon'ny kaonty Twitter-ny @DigiAfricanLang mandritra ny 21-27 Aogositra 2019. Hizara ny fomba fijeriny ny fiteny Igbo izy.
Fantaro i Mazhun Idris, hampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ho an'ny herinandro 14-20 Aogositra

Fantaro misimisy kokoa i Mazhun Idris, hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ny 14-20 Aogositra 2019. Hizara ny vina sy ny fomba fijeriny ny fiteny Hausa izy.
Fantaro i Christian Bwaya, hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny 31 Jolay – 6 Aogositra

Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Christian Bwaya, ilay hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny 31 Jolay - 6 Aogositra 2019. Hizara ny fomba fijeriny momba ny fiteny Swahili izy.