Tantara mikasika ny Teny afrikana sy Dizitaly-digiafricanlang tamin'ny Oktobra, 2022
Mampiasa teknôlôjiam-panabeazana ho fitaovam-pianarana Yòrúba i Ọpẹ́yẹmí Adémọ́lá
Amin'ny maha mpiteny Yòrúba hatry ny fony izy vao teraka, miasa ho mpandrafitra votoaty ao amin'ny sehatra fianarana teny Nizeriana Sorolingo i Opeyemi