Tantara mikasika ny Teny afrikana sy Dizitaly-digiafricanlang tamin'ny Aogositra, 2022
Surajo Teete, mpandika lahatsoratra, mino fa fanalahidin'ny fampiraisana ireo mpiteny Fulfulde ny aterineto
Marisika amin'ny hanaovana ireo fiteny hanana endrika nomerika i Surajo Teete, toy ny Fulfulde, mba hialàna amin'ireo sakana apetraky ny toetany sy ny pôlitika izay mametra antsika.
Fantaro i Wali Ntumba, mpikatroka ho an'ny fiteny Tshilubà miezaka ny hampandray anjara ny tanora amin'ny alàlan'ireo fitaovana nomerika
Amin'ny alàlan'ny famoronana fitaovam-pianarana ety anaty aterineto, antenain'i Wali ny ho aingampanahy ho an'ny tanora hahazoan'izy ireny fahatokisan-tena amin'ny fahaizany ny Tshilubà, fitenin-dry zareo
Fantaro i Robert Obiri, mpahay manokana momba ny tetikady nomerika, miasa ho an'ny fitenim-paritra Fante
Ifantohan'ireo asan'i Robert Obiri ny fanaovana izay hanasongadinana kokoa ny fitenim-paritra Fante avy ao Ghana mba ho hita ety anaty habaka nomerika