Tantara mikasika ny Teny afrikana sy Dizitaly-digiafricanlang tamin'ny Jona, 2019
Fantaro i Mpumie Njobe, hampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ny 26 Jona hatramin'ny 2 Jolay

Fantaro misimisy kokoa i Mpumie Njobe, mpampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ny 26 Jona hatramin'ny 2 Jolay 2019. Hozarainy amintsika ny fijeriny ny teny IsiZulu.
Fantaro i Doaa Farid Farah AbdelSayed, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang tamin'ny 5-11 Jona

Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Doaa Farid Farah AbdelSayed, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny 5-11 Jona 2019. Hizara ny fomba fijeriny momba ny fiteny Nubian izy.
Fantaro i Tochi Precious, mampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 12-18 jona 2019

Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Tochi Precious, hampiatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 12-18 jona 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Igbo.