Tantara mikasika ny Tanzania

Tanora mpikatroka Tanzaniana manana vinam-panabeazana mampiaty

  25 Oktobra 2019

Nahita ny fanadihadiana vao haingana notontosain'ny HakiElimu, fikambanana Tanzaniana tsy mitady tombontsoa fa na dia any am-pianarana izay heverina ho "iarahan'ny rehetra" aza, dia mbola tsy namana kokoa ho an'ny mpianatra manan-kilema ara-pahitana ny tontolo fianarana. Vitsy ny sekoly misy ao Tanzania natokana indrindra ho an'ny olona manana kilema isan-karazany.

Kiswahili ny don-tany sy ny kapo-tandroka

  14 Jona 2019

(Lahatsoratra tamin'ny janoary 2006) Tsy resy lahatra i Mwandani raha tokony ho faly na tezitra rehefa avy namaky ny tamberina nataon'ny filoha teo aloha tany Tanzania, Benjamin Mkapa, fehim-potoam-piasana dimy taona anankiroa. Nahavita ny fehim-potoana fiasana fanindroany i Mkapa tamin'ny faran'ny taona lasa teo. Jakaya Kikwete, ny mpandimby azy, minisitry ny...